plt_tn/neh/11/05.md

20 lines
432 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity i Nehemia dia manohy mitanisa ireo manam-pahefana isam-paritany izay nipetrak tao Jerosalema.
# Maseia ... Baroka ... Kola Azeha ... Hazaia ... Joiariba ... Zakaria ... Fareza
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Silonita
olona avy any amin'ny tanànan'i Silo
# Ireo zanaka lahin'i Fareza
"ny taranaki Fareza"
# 468. Izy ireo dia lehilahy miavaka
"lehilahy be herim-po 468"