# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Amin'ity andininy ity i Nehemia dia manohy mitanisa ireo manam-pahefana isam-paritany izay nipetrak tao Jerosalema. # Maseia ... Baroka ... Kola Azeha ... Hazaia ... Joiariba ... Zakaria ... Fareza Ireo dia anaran-dehilahy. # Silonita olona avy any amin'ny tanĂ nan'i Silo # Ireo zanaka lahin'i Fareza "ny taranaki Fareza" # 468. Izy ireo dia lehilahy miavaka "lehilahy be herim-po 468"