plt_tn/neh/11/05.md

432 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Amin'ity andininy ity i Nehemia dia manohy mitanisa ireo manam-pahefana isam-paritany izay nipetrak tao Jerosalema.

Maseia ... Baroka ... Kola Azeha ... Hazaia ... Joiariba ... Zakaria ... Fareza

Ireo dia anaran-dehilahy.

Silonita

olona avy any amin'ny tanànan'i Silo

Ireo zanaka lahin'i Fareza

"ny taranaki Fareza"

468. Izy ireo dia lehilahy miavaka

"lehilahy be herim-po 468"