plt_tn/neh/10/37.md

28 lines
783 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ao amin'ireto andininy ireto ny vahoaka dia milaza ny ao anatin'ilay fianianana nataon'izy ireo tao amin'ny 10:28.
# Ho entinay ... Ho entinay
Eto dia ao anatin'ny "...nay" i Nehemia sy ireo Israelita ankoatra ireo mpisorona sy ireo Levita, ary koa ny mpamaky ity boky ity.
# ny voalohan-kobanay
Ny koba dia "voamaina"
# sy ny divay vaovao ary ny diloilo
DH: "ary ny lohany amin'ny divay vaovao sy ny diloilo" na "ary ny tsara indrindra amin'ny divay vaovao sy ny diloilo"
# mandray ny ampahafolon-karena izy ireo
DH: "nanome azy ireo ireo ampahafolon-karena ny vahoaka"
# ny ampahafolon-karena
Izany dia ny ampahany iray amin'ilay zara 10 mitovy.
# fitehirizan'ny fandatsahan-drakitra
"ny efitra fitehirizana tao amin'ny tempoly"