# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ao amin'ireto andininy ireto ny vahoaka dia milaza ny ao anatin'ilay fianianana nataon'izy ireo tao amin'ny 10:28. # Ho entinay ... Ho entinay Eto dia ao anatin'ny "...nay" i Nehemia sy ireo Israelita ankoatra ireo mpisorona sy ireo Levita, ary koa ny mpamaky ity boky ity. # ny voalohan-kobanay Ny koba dia "voamaina" # sy ny divay vaovao ary ny diloilo DH: "ary ny lohany amin'ny divay vaovao sy ny diloilo" na "ary ny tsara indrindra amin'ny divay vaovao sy ny diloilo" # mandray ny ampahafolon-karena izy ireo DH: "nanome azy ireo ireo ampahafolon-karena ny vahoaka" # ny ampahafolon-karena Izany dia ny ampahany iray amin'ilay zara 10 mitovy. # fitehirizan'ny fandatsahan-drakitra "ny efitra fitehirizana tao amin'ny tempoly"