plt_tn/neh/10/37.md

783 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ao amin'ireto andininy ireto ny vahoaka dia milaza ny ao anatin'ilay fianianana nataon'izy ireo tao amin'ny 10:28.

Ho entinay ... Ho entinay

Eto dia ao anatin'ny "...nay" i Nehemia sy ireo Israelita ankoatra ireo mpisorona sy ireo Levita, ary koa ny mpamaky ity boky ity.

ny voalohan-kobanay

Ny koba dia "voamaina"

sy ny divay vaovao ary ny diloilo

DH: "ary ny lohany amin'ny divay vaovao sy ny diloilo" na "ary ny tsara indrindra amin'ny divay vaovao sy ny diloilo"

mandray ny ampahafolon-karena izy ireo

DH: "nanome azy ireo ireo ampahafolon-karena ny vahoaka"

ny ampahafolon-karena

Izany dia ny ampahany iray amin'ilay zara 10 mitovy.

fitehirizan'ny fandatsahan-drakitra

"ny efitra fitehirizana tao amin'ny tempoly"