plt_tn/neh/10/04.md

917 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Amin'ity andininy ity i Nehemia dia mitanisa ny anaran'ireo mpisorona izay nanao sonia ilay antotan-taratasy voatombokase.

Hatosy

ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:8.

Sebania, Mesolama

ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 9:3.

Maloka, 5Harima, Meremota, Obadia, 6Daniela, Ginetona, Baroka, 7Mesolama, Abia, Miamina, 8Mazia, Bilgay

ireo dia anaran-dehilahy.

Harima

Izany dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:11 izany.

Meremota

Izany dia anaran-dehilahy; Adikao toy ny tao amin'ny 3:3

Baroka

Izany dia anaran-dehilahy; Adikao toy ny tao amin'ny 3:2O

Semaia

Izany dia anaran-dehilahy; Adikao toy ny tao amin'ny 3:28.

Ireo no mpisorona.

Io dia manondro ny lisitr'ireo lehilahy teo aloha izay nanao sonia ilay antotan-taratasy. DH: "Ireo no anaran'ireo mpisorona izay nanao sonia ilay antotan-taratasy"