# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Amin'ity andininy ity i Nehemia dia mitanisa ny anaran'ireo mpisorona izay nanao sonia ilay antotan-taratasy voatombokase. # Hatosy ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:8. # Sebania, Mesolama ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 9:3. # Maloka, 5Harima, Meremota, Obadia, 6Daniela, Ginetona, Baroka, 7Mesolama, Abia, Miamina, 8Mazia, Bilgay ireo dia anaran-dehilahy. # Harima Izany dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:11 izany. # Meremota Izany dia anaran-dehilahy; Adikao toy ny tao amin'ny 3:3 # Baroka Izany dia anaran-dehilahy; Adikao toy ny tao amin'ny 3:2O # Semaia Izany dia anaran-dehilahy; Adikao toy ny tao amin'ny 3:28. # Ireo no mpisorona. Io dia manondro ny lisitr'ireo lehilahy teo aloha izay nanao sonia ilay antotan-taratasy. DH: "Ireo no anaran'ireo mpisorona izay nanao sonia ilay antotan-taratasy"