plt_tn/neh/10/04.md

36 lines
917 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Amin'ity andininy ity i Nehemia dia mitanisa ny anaran'ireo mpisorona izay nanao sonia ilay antotan-taratasy voatombokase.
# Hatosy
ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:8.
# Sebania, Mesolama
ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 9:3.
# Maloka, 5Harima, Meremota, Obadia, 6Daniela, Ginetona, Baroka, 7Mesolama, Abia, Miamina, 8Mazia, Bilgay
ireo dia anaran-dehilahy.
# Harima
Izany dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:11 izany.
# Meremota
Izany dia anaran-dehilahy; Adikao toy ny tao amin'ny 3:3
# Baroka
Izany dia anaran-dehilahy; Adikao toy ny tao amin'ny 3:2O
# Semaia
Izany dia anaran-dehilahy; Adikao toy ny tao amin'ny 3:28.
# Ireo no mpisorona.
Io dia manondro ny lisitr'ireo lehilahy teo aloha izay nanao sonia ilay antotan-taratasy. DH: "Ireo no anaran'ireo mpisorona izay nanao sonia ilay antotan-taratasy"