plt_tn/neh/09/28.md

778 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.

nitsahatra izy ireo, dia nanao ratsy teo anatrehanao

Eto ny "izy ireo" dia manondro ireo Israelita ary ny "...nao" an'i Yaveh.

nandao azy ireo teo an-tanan'ny fahavalony Ianao

Eto "ny tanana" dia manondro tanjak'ireo "fahavalo" mba hamotehana. DH: "navelanao ho potehin'ireo fahavalony izy ireo"

tsy nihaino ny didinao izy ireo

Raha manana teny hafa akotran'ny "mihaino" ny fiteninao izay midika koa hoe "mankatoa" dia ampiasao izany eto.

izay nanome aina ho an'izay nankatò azy izy ireo

Ny tenan'i Yaveh eto dia resahina toy ny hoe izy tenany no lalàna. DH: "na izany aza Ianao dia nanome aina izay nankatoa ireo didinao"