# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely. # nitsahatra izy ireo, dia nanao ratsy teo anatrehanao Eto ny "izy ireo" dia manondro ireo Israelita ary ny "...nao" an'i Yaveh. # nandao azy ireo teo an-tanan'ny fahavalony Ianao Eto "ny tanana" dia manondro tanjak'ireo "fahavalo" mba hamotehana. DH: "navelanao ho potehin'ireo fahavalony izy ireo" # tsy nihaino ny didinao izy ireo Raha manana teny hafa akotran'ny "mihaino" ny fiteninao izay midika koa hoe "mankatoa" dia ampiasao izany eto. # izay nanome aina ho an'izay nankatò azy izy ireo Ny tenan'i Yaveh eto dia resahina toy ny hoe izy tenany no lalàna. DH: "na izany aza Ianao dia nanome aina izay nankatoa ireo didinao"