plt_tn/neh/09/28.md

20 lines
778 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
# nitsahatra izy ireo, dia nanao ratsy teo anatrehanao
Eto ny "izy ireo" dia manondro ireo Israelita ary ny "...nao" an'i Yaveh.
# nandao azy ireo teo an-tanan'ny fahavalony Ianao
Eto "ny tanana" dia manondro tanjak'ireo "fahavalo" mba hamotehana. DH: "navelanao ho potehin'ireo fahavalony izy ireo"
# tsy nihaino ny didinao izy ireo
Raha manana teny hafa akotran'ny "mihaino" ny fiteninao izay midika koa hoe "mankatoa" dia ampiasao izany eto.
# izay nanome aina ho an'izay nankatò azy izy ireo
Ny tenan'i Yaveh eto dia resahina toy ny hoe izy tenany no lalàna. DH: "na izany aza Ianao dia nanome aina izay nankatoa ireo didinao"