plt_tn/neh/09/18.md

16 lines
383 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
# Ianao ... tsy nandao azy ireo
Tsy nandao ireo Israelita i Yaveh.
# ilay ombilahy kely an'idina
vy natsonika ary novolavolaina mba hamoaka endrik'ombilahy kely
# Ny andrin-drahona ... ny andrin'afon'ny alina
Adikao toy ny tao amin'ny 9:12.