plt_tn/neh/09/18.md

383 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.

Ianao ... tsy nandao azy ireo

Tsy nandao ireo Israelita i Yaveh.

ilay ombilahy kely an'idina

vy natsonika ary novolavolaina mba hamoaka endrik'ombilahy kely

Ny andrin-drahona ... ny andrin'afon'ny alina

Adikao toy ny tao amin'ny 9:12.