# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely. # Ianao ... tsy nandao azy ireo Tsy nandao ireo Israelita i Yaveh. # ilay ombilahy kely an'idina vy natsonika ary novolavolaina mba hamoaka endrik'ombilahy kely # Ny andrin-drahona ... ny andrin'afon'ny alina Adikao toy ny tao amin'ny 9:12.