plt_tn/neh/09/16.md

28 lines
994 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
# ireo sy ny razanay
ireo Israelita tamin'ny andron'i Mosesy sy ireo vahoakan'Israely taorian'ny andron'i Mosesy
# mafy loha ... lasa mafy loha
Raha adika ara-bakiteny izany dia "nanamafy hatoka izy ireo." Raha manana fomba fiteny hafa ilazana ny fahamafisan-doha ianao dia azonao atao ny mampiasa izany.
# ireo fahagagana izay efa nataonao tamin'izy ireo
"ireo fahagagana izay nataonao teoamin'izy ireo"
# nanondro mpitarika hiverina amin'ny fanandevozana izy ireo
"nanendry mpitarika hitondra azy ireo any amin'ny tany izay efa nanandevozana azy izy ireo."
# feno famelan-keloka
Ny fananana famelan-keloka eto dia resahina toy ny rano izay afaka hamenona famatrarana iray. DH: "izay vonona ny hamela heloka"
# feno fitiavana tsy miova
Ny fitiavana eto dia resahina toy ny sakafo izay afaka zarain'i Yaveh amin'ny olona. DH: "tena tia ny olony"