# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely. # ireo sy ny razanay ireo Israelita tamin'ny andron'i Mosesy sy ireo vahoakan'Israely taorian'ny andron'i Mosesy # mafy loha ... lasa mafy loha Raha adika ara-bakiteny izany dia "nanamafy hatoka izy ireo." Raha manana fomba fiteny hafa ilazana ny fahamafisan-doha ianao dia azonao atao ny mampiasa izany. # ireo fahagagana izay efa nataonao tamin'izy ireo "ireo fahagagana izay nataonao teoamin'izy ireo" # nanondro mpitarika hiverina amin'ny fanandevozana izy ireo "nanendry mpitarika hitondra azy ireo any amin'ny tany izay efa nanandevozana azy izy ireo." # feno famelan-keloka Ny fananana famelan-keloka eto dia resahina toy ny rano izay afaka hamenona famatrarana iray. DH: "izay vonona ny hamela heloka" # feno fitiavana tsy miova Ny fitiavana eto dia resahina toy ny sakafo izay afaka zarain'i Yaveh amin'ny olona. DH: "tena tia ny olony"