plt_tn/neh/09/16.md

994 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.

ireo sy ny razanay

ireo Israelita tamin'ny andron'i Mosesy sy ireo vahoakan'Israely taorian'ny andron'i Mosesy

mafy loha ... lasa mafy loha

Raha adika ara-bakiteny izany dia "nanamafy hatoka izy ireo." Raha manana fomba fiteny hafa ilazana ny fahamafisan-doha ianao dia azonao atao ny mampiasa izany.

ireo fahagagana izay efa nataonao tamin'izy ireo

"ireo fahagagana izay nataonao teoamin'izy ireo"

nanondro mpitarika hiverina amin'ny fanandevozana izy ireo

"nanendry mpitarika hitondra azy ireo any amin'ny tany izay efa nanandevozana azy izy ireo."

feno famelan-keloka

Ny fananana famelan-keloka eto dia resahina toy ny rano izay afaka hamenona famatrarana iray. DH: "izay vonona ny hamela heloka"

feno fitiavana tsy miova

Ny fitiavana eto dia resahina toy ny sakafo izay afaka zarain'i Yaveh amin'ny olona. DH: "tena tia ny olony"