plt_tn/neh/09/12.md

16 lines
460 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
# nitondranao azy ireo
nentin'i Yaveh ireo Israelita.
# Nidina
Rehefa miresaka amin'ny vahoakany Andriamanitra dia matetika izy lazaina fa "midina" na "midina avy any an-danitra"
# fitsipika mahitsy sy lalàna marina, baiko sy didy tsara
Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza zavatra iray ihany dia ny lalàn'i Mosesy.