plt_tn/neh/09/12.md

460 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.

nitondranao azy ireo

nentin'i Yaveh ireo Israelita.

Nidina

Rehefa miresaka amin'ny vahoakany Andriamanitra dia matetika izy lazaina fa "midina" na "midina avy any an-danitra"

fitsipika mahitsy sy lalàna marina, baiko sy didy tsara

Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza zavatra iray ihany dia ny lalàn'i Mosesy.