# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely. # nitondranao azy ireo nentin'i Yaveh ireo Israelita. # Nidina Rehefa miresaka amin'ny vahoakany Andriamanitra dia matetika izy lazaina fa "midina" na "midina avy any an-danitra" # fitsipika mahitsy sy lalàna marina, baiko sy didy tsara Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza zavatra iray ihany dia ny lalàn'i Mosesy.