plt_tn/neh/09/07.md

16 lines
429 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Nanohy ny fivavany teo anoloan'ny vahoaka rehetra ireo Levita.
# Oran'ny Kaldeana
"Ora izay nipetrahan'ny vondron'olona Kaldeana"
# Ianao dia nahita fa nahatoky teo anatrehanao
Ny fo, ny ao anatin'ny olona iray dia hitarafana ny olona iray. DH: "Hitanao fa izy dia nahatoky tanteraka anao"
# Kananita, ireo Hetita, ireo Perizita, ireo Jebosita, ary ireo Girgasita
anarana vondron'olona