plt_tn/neh/09/07.md

429 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Nanohy ny fivavany teo anoloan'ny vahoaka rehetra ireo Levita.

Oran'ny Kaldeana

"Ora izay nipetrahan'ny vondron'olona Kaldeana"

Ianao dia nahita fa nahatoky teo anatrehanao

Ny fo, ny ao anatin'ny olona iray dia hitarafana ny olona iray. DH: "Hitanao fa izy dia nahatoky tanteraka anao"

Kananita, ireo Hetita, ireo Perizita, ireo Jebosita, ary ireo Girgasita

anarana vondron'olona