# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Nanohy ny fivavany teo anoloan'ny vahoaka rehetra ireo Levita. # Oran'ny Kaldeana "Ora izay nipetrahan'ny vondron'olona Kaldeana" # Ianao dia nahita fa nahatoky teo anatrehanao Ny fo, ny ao anatin'ny olona iray dia hitarafana ny olona iray. DH: "Hitanao fa izy dia nahatoky tanteraka anao" # Kananita, ireo Hetita, ireo Perizita, ireo Jebosita, ary ireo Girgasita anarana vondron'olona