plt_tn/neh/09/03.md

481 B

Nitsangana ... izy ireo

Nitsangana ny Israelita rehetra

Niaiky ... izy ireo

"Niaiky ny ratsy vitan'izy ireo sy ireo"

niankohoka teo anatrehan'

"ary nidera"

Ireo Levita, Jesoa, Bany, Kadmiela, Sebania, Bony, Serebia, Bany, ary Kenany, dia nijoro teo amin'ny tohatra

Misy amin'ireo dikan-teny mandika hoe: "Jesoa; Bany ... nijoro teo amin'ireo seza namboarina ho an'ireo Levita"

Jesoa, Bany, Kadmiela, Sebania, Bony, Serebia, Bany, ary Kenany

anaran-dehilahy ireo