# Nitsangana ... izy ireo Nitsangana ny Israelita rehetra # Niaiky ... izy ireo "Niaiky ny ratsy vitan'izy ireo sy ireo" # niankohoka teo anatrehan' "ary nidera" # Ireo Levita, Jesoa, Bany, Kadmiela, Sebania, Bony, Serebia, Bany, ary Kenany, dia nijoro teo amin'ny tohatra Misy amin'ireo dikan-teny mandika hoe: "Jesoa; Bany ... nijoro teo amin'ireo seza namboarina ho an'ireo Levita" # Jesoa, Bany, Kadmiela, Sebania, Bony, Serebia, Bany, ary Kenany anaran-dehilahy ireo