plt_tn/neh/09/03.md

20 lines
481 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nitsangana ... izy ireo
Nitsangana ny Israelita rehetra
# Niaiky ... izy ireo
"Niaiky ny ratsy vitan'izy ireo sy ireo"
# niankohoka teo anatrehan'
"ary nidera"
# Ireo Levita, Jesoa, Bany, Kadmiela, Sebania, Bony, Serebia, Bany, ary Kenany, dia nijoro teo amin'ny tohatra
Misy amin'ireo dikan-teny mandika hoe: "Jesoa; Bany ... nijoro teo amin'ireo seza namboarina ho an'ireo Levita"
# Jesoa, Bany, Kadmiela, Sebania, Bony, Serebia, Bany, ary Kenany
anaran-dehilahy ireo