plt_tn/neh/09/01.md

24 lines
785 B
Markdown

# andro fahefatra ambin'ny folon'io volana io ihany
tamin'ny andro fahefatra io volana io ihany - "tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana" Izany dia manakaiky ny antsasaky ny volana Oktobra amin'ny tetiandro Tandrefana.
# nivory ... ny vahoakan'Israely
"tonga niaraka ireo vahoakan'Israely"
# nitafy akanjo fisaonana izy ireo, ary nanosotra vovoka ny lohany
Izany dia fampisehoana fialan-tsiny tamin'ireo zava-dratsy efa vitan'izy ireo sy ny razamben'izy ireo.
# ny taranak'i Israely
"Ireo Israelita"
# Nanasaraka ny tenany tamin'ireo vahiny rehetra
"tsy hifandray amin'ireo izay tsy Israelita"
# Nitsangana ary niaiky ny fahotan'izy ireo sy ireo ratsy nataon'ny razambeny izy ireo
"Niaiky ny ratsy vitan'izy ireo sy ireo zava-dratsy vitan'ny razamben'izy ireo"