plt_tn/neh/09/01.md

785 B

andro fahefatra ambin'ny folon'io volana io ihany

tamin'ny andro fahefatra io volana io ihany - "tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana" Izany dia manakaiky ny antsasaky ny volana Oktobra amin'ny tetiandro Tandrefana.

nivory ... ny vahoakan'Israely

"tonga niaraka ireo vahoakan'Israely"

nitafy akanjo fisaonana izy ireo, ary nanosotra vovoka ny lohany

Izany dia fampisehoana fialan-tsiny tamin'ireo zava-dratsy efa vitan'izy ireo sy ny razamben'izy ireo.

ny taranak'i Israely

"Ireo Israelita"

Nanasaraka ny tenany tamin'ireo vahiny rehetra

"tsy hifandray amin'ireo izay tsy Israelita"

Nitsangana ary niaiky ny fahotan'izy ireo sy ireo ratsy nataon'ny razambeny izy ireo

"Niaiky ny ratsy vitan'izy ireo sy ireo zava-dratsy vitan'ny razamben'izy ireo"