# andro fahefatra ambin'ny folon'io volana io ihany tamin'ny andro fahefatra io volana io ihany - "tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana" Izany dia manakaiky ny antsasaky ny volana Oktobra amin'ny tetiandro Tandrefana. # nivory ... ny vahoakan'Israely "tonga niaraka ireo vahoakan'Israely" # nitafy akanjo fisaonana izy ireo, ary nanosotra vovoka ny lohany Izany dia fampisehoana fialan-tsiny tamin'ireo zava-dratsy efa vitan'izy ireo sy ny razamben'izy ireo. # ny taranak'i Israely "Ireo Israelita" # Nanasaraka ny tenany tamin'ireo vahiny rehetra "tsy hifandray amin'ireo izay tsy Israelita" # Nitsangana ary niaiky ny fahotan'izy ireo sy ireo ratsy nataon'ny razambeny izy ireo "Niaiky ny ratsy vitan'izy ireo sy ireo zava-dratsy vitan'ny razamben'izy ireo"