plt_tn/neh/08/18.md

609 B

nanomboka tamin'ny andro voalohany ka hatramin'ny farany

Ity dia mampahafantatra fa izany dia nandritra ny faran'ny erinandron'ny firavoravoana manontolo. DH: "nanomboka ny andro voalohany hatramin'ny faran'ny erinandro"

Nitandrina ny firavoravoana

"nanao firavoravoana izy ireo" na "nankalaza ny firavoravoana izy ireo"

ny andro fahavalo

"ny andro faha-8"

fivoriana manetriketrika

Io dia fivoriana masina

ho fankatoavana ny lalàna

Izany dia fampahafantarana fa ilay "lalàna" no didin'Yaveh mahakasika ny fomba hiafaran'ny firavoravon'ny fialofana. DH: "araka ny nandidian'Andriamanitra"