# nanomboka tamin'ny andro voalohany ka hatramin'ny farany Ity dia mampahafantatra fa izany dia nandritra ny faran'ny erinandron'ny firavoravoana manontolo. DH: "nanomboka ny andro voalohany hatramin'ny faran'ny erinandro" # Nitandrina ny firavoravoana "nanao firavoravoana izy ireo" na "nankalaza ny firavoravoana izy ireo" # ny andro fahavalo "ny andro faha-8" # fivoriana manetriketrika Io dia fivoriana masina # ho fankatoavana ny lalàna Izany dia fampahafantarana fa ilay "lalàna" no didin'Yaveh mahakasika ny fomba hiafaran'ny firavoravon'ny fialofana. DH: "araka ny nandidian'Andriamanitra"