plt_tn/neh/08/18.md

20 lines
609 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nanomboka tamin'ny andro voalohany ka hatramin'ny farany
Ity dia mampahafantatra fa izany dia nandritra ny faran'ny erinandron'ny firavoravoana manontolo. DH: "nanomboka ny andro voalohany hatramin'ny faran'ny erinandro"
# Nitandrina ny firavoravoana
"nanao firavoravoana izy ireo" na "nankalaza ny firavoravoana izy ireo"
# ny andro fahavalo
"ny andro faha-8"
# fivoriana manetriketrika
Io dia fivoriana masina
# ho fankatoavana ny lalàna
Izany dia fampahafantarana fa ilay "lalàna" no didin'Yaveh mahakasika ny fomba hiafaran'ny firavoravon'ny fialofana. DH: "araka ny nandidian'Andriamanitra"