plt_tn/neh/08/16.md

459 B

nanao lay ho azy ireo

"nanamboatra ny lain'izy ireo"

Vavahadin-drano ... Vavahadin'i Efraima

Ireo no anaran'ny vavahady eo amin'ilay manda.

teny amin'ny kianja malalaka akaikin'ny Vavahadin'i Efraima

"teny amin'ny kianja malalaka akaikin'ny vavahadin'i Efraima"

Fa nanomboka tamin'ny andron'i Josoa

"Hatramin'ny andro i Josoa"

zanaka lahin'i Nona

"Nona" dia anaran-dehilahy.

lehibe tokoa ny hafalian'izy ireo

DH: "tena faly ireo olona"