plt_tn/neh/08/16.md

24 lines
459 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nanao lay ho azy ireo
"nanamboatra ny lain'izy ireo"
# Vavahadin-drano ... Vavahadin'i Efraima
Ireo no anaran'ny vavahady eo amin'ilay manda.
# teny amin'ny kianja malalaka akaikin'ny Vavahadin'i Efraima
"teny amin'ny kianja malalaka akaikin'ny vavahadin'i Efraima"
# Fa nanomboka tamin'ny andron'i Josoa
"Hatramin'ny andro i Josoa"
# zanaka lahin'i Nona
"Nona" dia anaran-dehilahy.
# lehibe tokoa ny hafalian'izy ireo
DH: "tena faly ireo olona"