# nanao lay ho azy ireo "nanamboatra ny lain'izy ireo" # Vavahadin-drano ... Vavahadin'i Efraima Ireo no anaran'ny vavahady eo amin'ilay manda. # teny amin'ny kianja malalaka akaikin'ny Vavahadin'i Efraima "teny amin'ny kianja malalaka akaikin'ny vavahadin'i Efraima" # Fa nanomboka tamin'ny andron'i Josoa "Hatramin'ny andro i Josoa" # zanaka lahin'i Nona "Nona" dia anaran-dehilahy. # lehibe tokoa ny hafalian'izy ireo DH: "tena faly ireo olona"