plt_tn/neh/08/13.md

24 lines
509 B
Markdown

# Tamin'ny andro faharoa
"Tamin'ny andro faha-2" na "ny andro manaraka io"
# mba handinika lalina
DH: "mba ahazo"
# amin'ny volana fahafito
"amin'ny volana faha-7" Volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo izany. Izany dia mandritra ny faran'ny volana Septambra sy fiandohan'ny volan Oktobra amin'ny tetiandro Tandrefana".
# Izy ireo dia tokony hanao fanambarana
"Izy ireo dia tokony hanambara"
# sampan-kazo
"hazo be raviny"
# araka ny voasoratra
DH: "araka ny nosoratan'i Mosesy mahakasika izany"