plt_tn/neh/08/13.md

509 B

Tamin'ny andro faharoa

"Tamin'ny andro faha-2" na "ny andro manaraka io"

mba handinika lalina

DH: "mba ahazo"

amin'ny volana fahafito

"amin'ny volana faha-7" Volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo izany. Izany dia mandritra ny faran'ny volana Septambra sy fiandohan'ny volan Oktobra amin'ny tetiandro Tandrefana".

Izy ireo dia tokony hanao fanambarana

"Izy ireo dia tokony hanambara"

sampan-kazo

"hazo be raviny"

araka ny voasoratra

DH: "araka ny nosoratan'i Mosesy mahakasika izany"