# Tamin'ny andro faharoa "Tamin'ny andro faha-2" na "ny andro manaraka io" # mba handinika lalina DH: "mba ahazo" # amin'ny volana fahafito "amin'ny volana faha-7" Volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo izany. Izany dia mandritra ny faran'ny volana Septambra sy fiandohan'ny volan Oktobra amin'ny tetiandro Tandrefana". # Izy ireo dia tokony hanao fanambarana "Izy ireo dia tokony hanambara" # sampan-kazo "hazo be raviny" # araka ny voasoratra DH: "araka ny nosoratan'i Mosesy mahakasika izany"