plt_tn/neh/08/09.md

416 B

Satria nitomany avokoa ny olona

Izany dia filazana amin'ny ankapobeny izay manondro fa maro be ireo nitomany teo amin'ireo vahoaka. DH: "fa tena nitomany fatratra ny vahoaka"

mihinàna matavy ary misotroa zava-pisotro mamy

DH: "mihinàna sakafo ara-pahasalamana ary misotroa zavatra mamy"

fa ny fifalian'i Yaveh no herinao

DH: "ny fifalian'Yaveh no hiaro anao" na "ny fifalian'Yaveh no fialofana mafinao"