# Satria nitomany avokoa ny olona Izany dia filazana amin'ny ankapobeny izay manondro fa maro be ireo nitomany teo amin'ireo vahoaka. DH: "fa tena nitomany fatratra ny vahoaka" # mihinàna matavy ary misotroa zava-pisotro mamy DH: "mihinàna sakafo ara-pahasalamana ary misotroa zavatra mamy" # fa ny fifalian'i Yaveh no herinao DH: "ny fifalian'Yaveh no hiaro anao" na "ny fifalian'Yaveh no fialofana mafinao"