plt_tn/neh/08/09.md

12 lines
416 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Satria nitomany avokoa ny olona
Izany dia filazana amin'ny ankapobeny izay manondro fa maro be ireo nitomany teo amin'ireo vahoaka. DH: "fa tena nitomany fatratra ny vahoaka"
# mihinàna matavy ary misotroa zava-pisotro mamy
DH: "mihinàna sakafo ara-pahasalamana ary misotroa zavatra mamy"
# fa ny fifalian'i Yaveh no herinao
DH: "ny fifalian'Yaveh no hiaro anao" na "ny fifalian'Yaveh no fialofana mafinao"