plt_tn/neh/07/73.md

695 B

ireo mpiandry vavahady

Adikao toy ny tao amin'ny 7:1

ireo mpihira

Adikao toy ny tao amin'ny 7:1

sasany amin'ny vahoaka

Io dia manondro ireo Israelita sasany izay sady tsy mpisorona no mpiasa ao amin'ny tempoly.

ary ny Israely rehetra

Ireto avy no azo andikana azy. 1) ireo vondron'Israelita izay voatonona ao amin'ity andininy ity na 2) ireo Israelita ambony izay tsy niasa tao an-tempoly.

ny volana fahafito

"volana faha-7". Io no volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny faran'ny volana Septambra sy fiandohan'ny volana Oktobra amin'ny tetiandro tandrefana.

nametrahana ... tao amin'ny tanànan'izy ireo

"nipetraka tao amin'ny tanànan'izy ireo"