plt_tn/neh/07/73.md

24 lines
695 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo mpiandry vavahady
Adikao toy ny tao amin'ny 7:1
# ireo mpihira
Adikao toy ny tao amin'ny 7:1
# sasany amin'ny vahoaka
Io dia manondro ireo Israelita sasany izay sady tsy mpisorona no mpiasa ao amin'ny tempoly.
# ary ny Israely rehetra
Ireto avy no azo andikana azy. 1) ireo vondron'Israelita izay voatonona ao amin'ity andininy ity na 2) ireo Israelita ambony izay tsy niasa tao an-tempoly.
# ny volana fahafito
"volana faha-7". Io no volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny faran'ny volana Septambra sy fiandohan'ny volana Oktobra amin'ny tetiandro tandrefana.
# nametrahana ... tao amin'ny tanànan'izy ireo
"nipetraka tao amin'ny tanànan'izy ireo"