# ireo mpiandry vavahady Adikao toy ny tao amin'ny 7:1 # ireo mpihira Adikao toy ny tao amin'ny 7:1 # sasany amin'ny vahoaka Io dia manondro ireo Israelita sasany izay sady tsy mpisorona no mpiasa ao amin'ny tempoly. # ary ny Israely rehetra Ireto avy no azo andikana azy. 1) ireo vondron'Israelita izay voatonona ao amin'ity andininy ity na 2) ireo Israelita ambony izay tsy niasa tao an-tempoly. # ny volana fahafito "volana faha-7". Io no volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny faran'ny volana Septambra sy fiandohan'ny volana Oktobra amin'ny tetiandro tandrefana. # nametrahana ... tao amin'ny tanĂ nan'izy ireo "nipetraka tao amin'ny tanĂ nan'izy ireo"