plt_tn/neh/07/70.md

533 B

ireo lohan'ny fianakavian'ireo razambe

"lehiben'ireo Patriarika" na "ireo mpitarikan'ireo foko"

Nomen'ny ... ny rakitra.

"nametraka tao amin'ny rakitra"

darika volamena arivo

"1000 darika"

darika volamena

Ny darika dia vola madinika vita amin'ny volamena izay nampiasain'ny olona tany Persa.

darika volamena roa alina

"darika volamena 20000"

mane volafotsy

Ny mane iray dia antsasa-kilao ny lanjany.

mane roa arivo

"mane 2000"

akanjo fisoronana fito amby enimpolo.

akanjo fito - "akanjo fisoronana 67"