# ireo lohan'ny fianakavian'ireo razambe "lehiben'ireo Patriarika" na "ireo mpitarikan'ireo foko" # Nomen'ny ... ny rakitra. "nametraka tao amin'ny rakitra" # darika volamena arivo "1000 darika" # darika volamena Ny darika dia vola madinika vita amin'ny volamena izay nampiasain'ny olona tany Persa. # darika volamena roa alina "darika volamena 20000" # mane volafotsy Ny mane iray dia antsasa-kilao ny lanjany. # mane roa arivo "mane 2000" # akanjo fisoronana fito amby enimpolo. akanjo fito - "akanjo fisoronana 67"