plt_tn/neh/07/70.md

32 lines
533 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo lohan'ny fianakavian'ireo razambe
"lehiben'ireo Patriarika" na "ireo mpitarikan'ireo foko"
# Nomen'ny ... ny rakitra.
"nametraka tao amin'ny rakitra"
# darika volamena arivo
"1000 darika"
# darika volamena
Ny darika dia vola madinika vita amin'ny volamena izay nampiasain'ny olona tany Persa.
# darika volamena roa alina
"darika volamena 20000"
# mane volafotsy
Ny mane iray dia antsasa-kilao ny lanjany.
# mane roa arivo
"mane 2000"
# akanjo fisoronana fito amby enimpolo.
akanjo fito - "akanjo fisoronana 67"