plt_tn/neh/07/64.md

667 B

Ireo dia nitady

Ny "ireo" eto dia manondro ireo taranak'i Hobaia, Hakoza sy Barilay. ( Jereo: 7:61)

saingy tsy hita ireo

DH: "saingy tsy hita izy ireo ny firaketana an-tsoratr'izy ireo"

voahilika tamin'ny fisoronana ho maloto izy ireo

DH: "nentin'ireo governora toy maloto izy ireo ary tsy navelan'izy ireo hanao ny asa amin'ny maha mpisorona izy ireo"

mandra-pitsanganan'ny mpisorona iray miaraka amin'ny Orima sy Tomima

DH: "mandra-pankatoavan'ilay mpisorona niaraka tamin'i Orima sy Tomima"

Orima sy Tomima

Ireo dia vato masina izay lanjain'ny mpisoronabe teo amin'ny fiarovan-tratrany ary nampiasaina mba hafantarana ny sitrapon'Andriamanitra.