# Ireo dia nitady Ny "ireo" eto dia manondro ireo taranak'i Hobaia, Hakoza sy Barilay. ( Jereo: 7:61) # saingy tsy hita ireo DH: "saingy tsy hita izy ireo ny firaketana an-tsoratr'izy ireo" # voahilika tamin'ny fisoronana ho maloto izy ireo DH: "nentin'ireo governora toy maloto izy ireo ary tsy navelan'izy ireo hanao ny asa amin'ny maha mpisorona izy ireo" # mandra-pitsanganan'ny mpisorona iray miaraka amin'ny Orima sy Tomima DH: "mandra-pankatoavan'ilay mpisorona niaraka tamin'i Orima sy Tomima" # Orima sy Tomima Ireo dia vato masina izay lanjain'ny mpisoronabe teo amin'ny fiarovan-tratrany ary nampiasaina mba hafantarana ny sitrapon'Andriamanitra.